Entry | 1 atolotra |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Aroso omena amin' ny tanana: Atolory azy io boky io Omena am-pahafoizana tanteraka, ary enti-milaza zavatra tsy hita maso Indrindra: Atolotro anao ny fahefana / Natolony azy ny fony |
Explanations in English |
4 [1.7] to be presented to someone |
Explanations in French |
5 [1.3] à offrir, ce qu'on offre 6 [1.8] qu'on présente à quelqu'un |
Examples |
7 [2.48] Dia atao ny an-doha ley volatsivaky, dia atolotra ny mpandray. 8 [2.503] Na ny tanindrazana izay no misy faritra avela hilibany, na ny fahaleovantena no tsy maintsy ampandeferina eo anatrehany, na ny firaisam-pirenena no atolotra hopotehiny. |
Root | 9 tolotra |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word atolotra |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |