Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : atolotra | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Aza manao tanin' andron' andevolahy, ka ny kibo no atolotra andro. [2.165]
Aza manao tanin’ andron’ andevolahy: ny kibo no atanina andro. [2.653 #511] Aza manao tanin' andron' andevolahy : ny kibo no atanin' andro. [2.415 #553] Aza manao tanin' andron' ankizilahy : ny kibo no atolotra andro. [2.558 #44] Hoatry ny fitanin' andron' andevolahy, ka ny kibo kosa no vonjena atanin' andro. [2.415 #553] Tanin' andron' andevolahy : ny handrina, na ny kibo, no atolotra. [2.415 #591] | ||||||||||||||||||||
French translation | Esclave qui se chauffe au soleil : il présente son front, ou son ventre, au soleil. [2.415 #591]
Ne faites pas comme l'esclave qui se chauffe au soleil : il se chauffe le ventre, mais il n' a rien à manger. [2.415 #553] Ne vous chauffez pas au soleil à la façon d' un esclave, lequel expose son ventre à la chaleur. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Il vaut mieux travailler et gagner sa nourriture que de se chauffer au soleil. [2.415 #553]
Se disait de ceux qui se livraient complètement soit à leurs créanciers, soit aux juges et au gouvernement. [2.415 #591] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Mahakelikely fitia raha tsy misy ny atolotra. [2.558 #1844] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||