|
|
|
|

Entry1  avy aiza
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-manontany ny tany niaviana: Avy aiza moa ry Rabe ato atsimo ireny? -- Avy any Ambatolampy izy, tompoko
Examples  4  [2.356] Iza, tompoko, no anaranao, hoy ny Prezida, Fiangonana avy aiza?
Elementary words  5  avy, aiza

Updated on 2024/12/07