|
|
|
|

Entry1  aza hitan' ny fara aman-dimby
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] loza na fahoriana mahazo ny tena na ny hafa, ka tsy tiana hihatra amin' ny zanaka mpandimby na oviana na oviana
Elementary words  4  aza, hita, fara aman-dimby, fara, amana, dimby

Updated on 2024/12/22