Entry | 1 bodokely |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] zazavavy tanora manambady lahiantitra |
Examples |
4 [2.69#] bodokely matavy ny toho! 5 [2.895#] Teny an-dalana izy dia nikaonty ny andro hahafa-tsaona azy, ka hampakarany bodokely, hono Vantany vao tonga tao an-trano izy, dia indro nisy olona haTahafa niandry azy teo alatrano. |
Vocabulary |
6 Relationships: family |
Elementary words | 7 bodo, kely |
Compound words |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word bodokely |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |