|
|
|
|

Entry1  borizano
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] [frantsay bourgeois] anarana niantsoana taloha ny olona sivilina tsy miaramila
ankehitriny, ny mpitondra posy sy filanjana ary ny mpitaona entana no lazaina amin' io teny io
4  [1.10] tany am-bolahohany, ny nataon' ny Malagasy hoe borozano dia ny lehlahy rehetra tsy miaramila
taoriana dia ny mpilanjy, ny mpitondra entana, ny mpitarika sarety na posiposy no natao izany
Explanations in English  5  [1.2] civilians, the common people, those not employed in military service
sometimes used for the carriers of goods from the coast to the capital
Explanations in French  6  [1.3] les civils
on donne aussi ce nom aux porteurs de paquets ou de filanjana
7  [1.5] tireurs de pousse-pousse
Examples  8 
9 
10  [2.470#54] Reny fa mbola hadalain'ny kilonga amin'ny andrana sy fitarihana azy am-posy ilay borizanolahy nanatitra azy
Other spellings  11  borizany, borozany, borozano
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  20  Proverbs containing the word borizano
Quotes  21  Texts mentioning borizano

Anagrams  22  borizano, borozany

Updated on 2025/01/21