|
|
|
|

Entry1  borozano
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [0] jereo borizano
Examples  4  [2.499#] Ny borozano hilanja azy sy hitondra ny entana efa vita fanekena.
5  [1.437#] Ny borozano : mirandrana ny volony, satrobory no azony isatrohana.
6  [2.5] Maika dia maika ny nisarahanay sy ireo borozano nilanja ahy ka tsy afaka nanontany azy ireo ny marina aho, sady tsy niserana tao an-tsaiko velively akory koa ny hanontany izany.
Other spellings  7  borizany, borizano, borozany

Updated on 2025/02/02