Entry |
didymananjara > didimananjara
|
Elementary words | didy ;
manan-jara |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fomban' akanjo atohy amin' ny tenany eo ambonimbony manandrify ny tratra, fa tsy mba eo amin' ny valahana:
Hasiana didimananjara, hono, ny akanjon-dRasoa Ny akanjo misy izany fomban' akanjo izany:
Mitondra akanjo didimananjara Ramavo [1.1]
|
Explanations in English | [ didy manan-jara ] A method of cutting out women's garments [1.2]
|
Examples | Sarifilanelina didimananjara daholo, na lehibe na kely, na lahy na vavy.
[2.472]
|
Vocabulary |
|