|
|
|
|

Entry1  fadiranovana
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza olona alana faditra amin'ny ovana, izany hoe olona tra-pahoriana na mampalahelo izaitsizy; mahantra fara fahoriana
Explanations in French  4  [1.3] infortuné, misérable au dernier point
Examples  5  [2.472] Sady tamin' izay, hono, izy, nisento lalina tahaka ireny olona fadiranovana fatratra ireny.
6  [2.470] Na ny mahantra sy fadiranovana aza, nefa mponina ao, dia vonona amin' ny vorokitsainy sy ny bemirainy, ny tsihy hisatra ananany sy ny baoritra notsimponiny tetsy sy teroa.
Elementary words  7  fadirana, ovana
Derivatives 
8  Adjectives :
Other spellings  9  fadiranaovana

Updated on 2025/01/21