|
|
|
|

Entry1  fafam-bolontondro
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ilazana zavatra nisy nangalatra na nipaoka ka tsy misy na inona na inona tafajanona azon' ny volon' ny tondro na fanondro fafana
Explanations in English  4  [1.2] Completely cleared off. Used chiefly of the confiscation of property.
Explanations in French  5  [1.3] que le poil du doigt peut balayer, où rien n'est épargné, raflé
Elementary words  6  fafa, volo, tondro
Synonyms  7  fafanimondry

Updated on 2024/12/10