|
|
|
|

Entry1  fahalavirana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny toerana na zavatra lavitra; fihatahana lavitra: Mandreraka ny mpianatra ny fahalaviran' ny sekoly
Elanelana: Ohatrinona ny fahalaviran' i Toamasina sy Vavatenina
Root  4  lavitra
Synonyms  5  halavirana, halavitana

Updated on 2024/12/11