|
|
|
|

Entry1  fahalotoana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavatra maloto, fahavetavetana: Milentika anatin' ny fahalotoana
Explanations in English  4  [1.7] filthiness
Explanations in French  5  [1.8] saleté
Examples  6  [2.285#] afoizo hatramin' izao ny fahalotoana fa mahabotry ny taranaka.
7  [2.529#] Zazavavy efa niliba tao anatin' ny fotaky ny fahalotoana no fiheveranao ahy, ary tovolahy tia vola no fahafantarako anao!
Root  8  loto
Synonyms  9  halotoana

Updated on 2024/12/11