Entry | 1 fahatanjahana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Toetra ananan' ny olona matanjaka; manana herim-batana (mitovy amin' ny hoe "taniaka" ihany): Mbola ao anatin' ny taonan' ny fahatanjahana ianao izao, ka mahaiza manararaotra izany amin' ny asa |
Root | 4 tanjaka |
Synonyms | 5 hatanjahana |
Proverbs | 6 Proverbs containing the word fahatanjahana |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |