Entry | 1 fahefana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fahazoana manao zavatra: Tsy manampahefana hitsara ahy ianao Hery ananana: Loza ny fahefan' ny vola Fahazoana mandidy: Ny fahefan' ny ray Fanjakana, fifehezana: Nisy fotoana nampaneken' ny firenena vitsivitsy ny antsasak' izao tontolo izao teo ambany fahefany |
Explanations in English |
4 [1.7] power, authority; |
Explanations in French |
5 [1.8] puissance, autorité |
Examples |
6 [2.470] Feno fahefana sy fahavitrihana indray ny feony. 7 [2.472] Io no nankasitrahin' ireo nandray ny fahefana teto. |
Root | 8 efa |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |