|
|
|
|

Entry (1/2)1  fahefatra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza izay mitana ny laharana aorian' ny fahatelo: Ny avrily no volana fahefatra amin' ny taona
Explanations in English  4  [1.2#130] the fourth
Explanations in French  5  [1.3] quatrième
Examples  6  [2.59] Sarimpolanelina fahefatra sy irain-jehy, novidina ariary.
7  [2.471] Ny andro fahefatra vao nijaingijaingy nankeny an-tseranana aho.
8  [2.643] Teo amin' ny herinandro fahefatra izahay dia somary nitombo hery kely.
9  [2.996] Ary ny olona izay efa nody avy tamin' ny fahababoana dia nitandrina ny Paska tamin' ny andro fahefatra ambin' ny folo tamin' ny volana voalohany
Root  10  efatra
Other spellings  11  fahaefatra
Compound words 
Titles  14  Lalam-panorenana ho an' ny Repoblika fahefatra : Constitution de la quatrième République (Fanjakana Malagasy)

Entry (2/2)15  fahefatra
Part of speech  16  noun
Explanations in English  17  [1.2#130] four fathoms
Explanations in French  18  [1.3] quatre brasses
Vocabulary  19  Space
Root  20  efatra

Updated on 2024/12/12