|
|
|
|

Entry1  famorana (fora)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fandidiana foitran-jaza, izany hoe fanalana ilay hoditra manarona ny lohan' ny filahian-jaza; fanaovana hasoavana [1.1]
Examples  4  Tamin' ny andron' Andriamanelo no nanaovana ny famorana voalohany tany Imerina. [2.113#]
Analogs  5  didifoitra, sikina, sambatra, hasoavana
Article  6  Randzavola: famorana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  7  famorana, fanamaro, fanamora, manafora, ro mafana

Updated on 2023/01/20