Entry | 1 fanalampiery |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazan-daolao misy ankizy miery izay karohin' ny sasany ka izay hita dia mitady kosa indray; raha mitady ka tsy mahita dia manao hoe: afa-po, ary dia miseho amin' izay kosa ilay niery |
Vocabulary |
4 Game |
Elementary words | 5 fanala, fiery |
Synonyms | 6 alam-piery, fangalam-piery |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |