|
|
|
|

Entry1  fanjakana baranahiny
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fanjakana entina mpitondra tsy miraharaha na inona na inona, tsy miahy ny vahoakany
Explanations in English  4  [1.2] [baranahiny, without order.] A state of lawlessness.
Vocabulary  5  Politique
Elementary words  6  fanjakana, baranahiny
Synonyms  7  fanjakan' i baroa, fanjakana raban-tsahona

Updated on 2024/12/10