Entry | 1 fehezan-dalàna |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitambaran'ny didy maromaro iray tarika 4 [1.13] fitambarana lalàna na mikasika lafin-javatra iray |
Explanations in French |
5 [1.13] code |
Examples |
6 [4.27#] Tsy fanajana ny lalàna Ny Lalàna mifehy ny asa no fehezandalana lehibe indrindra tsy maintsy arahina. |
Elementary words | 7 fehezana, lalàna |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |