Entry | 1 fehim-ponenana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fifamatoran' ny olona iray fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjo |
Vocabulary |
4 Relationships: family |
Elementary words | 5 fehy, fonenana |
Synonyms | 6 fehim-pihavanana |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |