|
|
|
|

Entry (1/3)1  fety
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  [1.3#441] convenance, consentement, assentiment
Root  4  ety
Morphology 
5  Simple :
6  Prefixed :
Synonyms  7  fetezana
Compound words 
Proverbs  9  Proverbs containing the word fety

Entry (2/3)10  fety
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Fankalazana amim-pomba manetriketrika ny fitsingerenan' ny andro lehibe iray: Tao aloha, nisy roa ny fetim-pirenena malagasy: dia ny 26 Jiona sy ny 14 Oktobra, ilay voalohany fahatsiarovana ny nahazoana ny fahaleovantena ary ilay faharoa fahatsiarovana ny nijoroan' ny Repoblika
Firavoravoana lehibe, lanonana: Nanao fety izahay tamin' ny fankalazana ny mariazin' ny zokinay
Explanations in English  13  [1.7] a festival, a holiday
Explanations in French  14  [1.8] fĂȘte, rĂ©jouissance publique
Examples  15  [2.59#348] andro zoma no fety tamin'izao
16  [2.606#198] Ka nandeha ry zareo namonjy lanonan' ny mpanjaka, fetin' ny mpanjaka
17  [2.996#29.1.14] Halan' ny foko ny voaloham-bolana amam-petinareo
18  [2.470#79] fitaomana biriky ho an' ny sekolim-piangonana, fakana bozaka ho an' ny tranoheva fanaovam-pety, fanaovam-bokatra samihafa tsy miato
Morphology 
19  Simple :
20  Prefixed :

Entry (3/3)21  Fety
Part of speech  22  name (anthroponym) [Full list]
Anthroponyms 

Anagrams  24  Fety, fety, tefy

Updated on 2025/04/13