|
|
|
|

Entry (1/2)1  fiadanana
Root  2  adana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.10#F.458] ankehitriny izy eo amin' ny raharaham-pirenena sy vahoaka dia ampiasain' ny olona hitovy hevitra amin' ny hoe fihavanana na fandriam-pahalemana na ny toetry ny tany sy ny vahoaka mandry feizay : tsy misy fikorontanana na ady ; mizotra milamina tsara ny fiainan' ny vahoaka, satria ny mpitondra dia sady hendry no marina : tsy misy mampahory vahoaka mba hahazoany tombon-tsoa ho an' ny tenany ; izay hahasoa ny ambanilanitra no zava-dehibe imasoany. Ny vahoaka koa, noho izany, dia finaritra, ka mankato an-kafaliana sady tena miara-miasa amin' ny mpitondra. Tamin' ny faha-Andrianampoinimerina indrindra no nampiharihary izany teto : tamin' izay no nisehoan' ny firenenana hoe mandry fahalemana (azo atoriana amim-piadanana na amin' ny alina maizina aza), rahefa voavoriny tsara Imerina Enim-toko. Eo amin' ny fahampian' ny hanina koa no mampiadana ny vahoaka rahefa ny mpitondra no mikarakara azy tanteraka ho an' ny olona, araka ny tenin' Andrianampoina mandrakariva hoe : "Izaho sy ny vary dia iray ihany".
Explanations in English  5  [1.2] slowness, composure, tranquility, happiness, prosperity.
6  [1.7] peace, tranquillity
Explanations in French  7  [1.3] La lenteur, l'aisance, la prospérité, la paix, la cause de la lenteur, etc.
8  [1.3#2] la lenteur, l'aisance, la prospérité, la paix, la cause de la lenteur, etc.
9  [1.8] paix, tranquillité
Examples  10  Hitondra fiadanana ho anao aho. [2.499]
11  Fa hisy vokatry ny fiadanana, ny voaloboka hamoa [2.996]
12  Mahasambatra ny fiadananam-po (La paix du coeur rend heureux) [1.3#2>Mahasambatra ny fiadananam-po (La paix du coeur rend heureux)]
13  Vao izao no nahazo fiadanana aho (J'ai maintenant obtenu la prospérité) [1.3#2>Vao izao no nahazo fiadanana aho (J'ai maintenant obtenu la prospérité)]
Vocabulary  14  Emotions
Toponyms 
Titles  16  Orimbaton' ny Fiadanana (Andrianjafy Michel)
Proverbs  17  Proverbs containing the word fiadanana

Entry (2/2)18  Fiadanana
Elementary words  19  fiadanana
Part of speech  20  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  21  Geography: towns

Anagrams  22 

Updated on 2025/01/21