Entry (1/2) | 1 fitanana |
Root | 2 tana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fitazonana: Tsy hainao ny fitanana sabatra. 5 Fihazonana: Sarotra ny fitanana io zaza io ao an-trano. 6 Tsy famelana hivoaka na handeha na handositra, fampihibohana: Ny fitanana am-ponja no sazy ataon'ny fanjakana ho an'ireo nahavita heloka bevava. 7 Fitehirizana: Mitory toe-tsaina ratsy ny fitanana fanafody hamelezana ny sasany. [1.1] |
Explanations in English |
8 [Rel. s. from mitana (tana).] A surety, a pledge, a hostage; a pin, a handle. See fampitanana, fihazonana, antoka, tsatoka. [1.2] |
Entry (2/2) | 9 fitanana |
Part of speech | 10 noun |
Vocabulary |
11 Botany |
Explanations in Malagasy |
12 Ody fihazonana, araka ny hevitry ny Ntaolo [1.1] |
Explanations in French |
13 (racine tana : action de tenir fermement, de conserver quelque chose ou quelqu'un). Talisman par lequel on retient quelqu'un en otage. Philtre d'amour. Voir fampitanana plus usité. [Merina]
[1.196] 14 [Betsileo] |
Anagrams | 15 fitanana, ifantana, tafanina |
Updated on 2023/01/20 |