Entry (1/2) | 1 fohy fijery |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10#F622] manan-kilema maso : mivohitra be loatra ny voamasony, ka tsy mahita afa-tsy akaiky |
Explanations in French |
4 [1.3] myope |
Vocabulary |
5 Health |
Elementary words | 6 fohy, fijery |
Synonyms | 7 fohy maso |
Entry (2/2) | 8 fohy fijery |
Part of speech | 9 locution |
Explanations in Malagasy |
10 [1.10#F622] tsy mahatsinjo mialoha ny zavatra mety ho vokatry ny atao |
Elementary words | 11 fohy, fijery |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |