Entry |
haninakotrana > haninkotrana
|
Elementary words | hanina ;
kotrana |
Part of speech | locution
|
Explanations in Malagasy | Entina milaza ireo hanina toy ny mangahazo, vomanga, saonjo, sns. ivelan' ny vary izay foto-tsakafo [1.1]
|
Explanations in English | [ hanina kotrana ] Inferior food other than rice [1.7]
|
Explanations in French | [ hanina kotrana ] Nourriture grossière, autre que le riz [1.8]
|
Examples |
1 | Tsy nisy vokatra niakatra na vary na haninkotrana.
[2.508]
|
2 | Mitsiratsiraka tokoa ilay haninkotrana manoloana azy rehetra.
[2.470]
|
|
Synonyms | |
Proverbs |
|