Entry | 1 haninkotrana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] entina milaza ireo hanina toy ny mangahazo, vomanga, saonjo, sns. ivelan' ny vary izay foto-tsakafo |
Explanations in English |
4 [1.7][hanina kotrana] inferior food other than rice |
Explanations in French |
5 [1.8][hanina kotrana] nourriture grossière, autre que le riz |
Examples |
6 [2.508#] Tsy nisy vokatra niakatra na vary na haninkotrana. 7 [2.470#] Mitsiratsiraka tokoa ilay haninkotrana manoloana azy rehetra. |
Elementary words | 8 hanina, kotrana |
Synonyms | 9 hanimainty |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word haninkotrana |
Anagrams | 11 haninkotrana, nanakitrohan |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |