Entry | 1 hasin' Andriana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ny volatsivaky nomena ny Mpanjaka |
Examples |
4 [2.508#] Raha tiana hovotsorana ny andevo dia tsy maintsy anaovana hasinandriana sy orimbato ka dia manjary ambaniandro izy fa tsy andevo intsony. |
Elementary words | 5 hasina, andriana |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |