Entry | 1 hatsatra |
Part of speech | 2 adjective |
Vocabulary |
3 Botany |
Explanations in Malagasy |
4 Malazo tonga vonivony toa manopy fotsy fa lany ra: Avy narary izy ka mbola hatsatra ny endriny [1.1] |
Explanations in English |
5 pale [1.2, 1.7] 6 wan, sickly. Used in speaking of the condition of one recovering from an illness of just out of prison. [1.2] 7 livid [1.7] |
Explanations in French |
8 pâle, livide [1.3, 1.8] 9 blême [1.3] 10 (dans toute l'île). Adjectif (du malais puxat, même sens) : étiolé, qui n'a pas fourni de chlorophylle par manque de lumière. [1.196] |
Examples |
11 Dia nalemy indray izy, ka fotsy hatsatra toy iny alina. [2.324] 12 Indro vehivavy hatsatra sy lao Mitondra am-babena zaza miamboho. [1.256] 13 Io Zozefinina efa hatsatra dia hatsatra, renodrenoka eo am-parafara! [2.499] |
Analogs | 14 mivaloarika, mivolom-balala maty, matroka, vasoka, malazo, maina, tsy marevaka, tsy misy renty |
Compound words |
|
Anagrams | 16 hatsatra, tsahatra |
Updated on 2020/07/31 |