|
|
|
|

Entry1  helodrano
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fivilian-drano izay toa iangonan' ny rano noho ny toerana tsy mahitsy
(helo-drano) ilazana ny rano mitsopaka any afovoan' ny tany izay lalovan' ny ony
Elementary words  4  heloka, rano
Proverbs  5  Proverbs containing the word helodrano

Updated on 2025/01/08