|
|
|
|

Entry1  hitsivolana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Didy ataon' ny Governemanta noho ny famindram-pahefana avy amin' ny Solombavambahoaka mpanao lalàna
4  [1.13] didy avoakan'ny filankevitry ny fitondram-panjakana, mandrapankatoavana azy ho lalana
Explanations in French  5  [1.13] ordonnances
Examples  6  [1.384#] Araka izany, ny Governemanta dia manolotra ity Didy hitsivolana ity.
7  [2.114#] Havoaka amin' ny Gazetim-panjakan' ny Repoblika izao hitsivolana izao.
Vocabulary  8  Law
Elementary words  9  hitsy, volana
Synonyms  10  ordonansy

Anagrams  11  hitsilovana, hitsivolana

Updated on 2025/01/21