Entry | 1 horova |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10#H.287] [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno. 4 [1.1#445] Jereo tsikoROvana |
Explanations in French |
5 [1.3#270] merle cendré de Madagascar, (Buffon). Hypsipetes madagascariensis, Muller. |
Vocabulary |
6 Zoology: birds |
Synonyms | 7 horovy, horovana, sokonina, sokoreva, tsikorovana |
Scientific name |
|
Anagrams | 9 |
Updated on 2025/01/21 |