Entry | 1 tsikorovana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno. [Merina]
[1.10#H.287] 4 Karazam-boronkely tsara tarehy, misy sangany, manga feo [1.1] |
Explanations in English |
5 Madagascar black bulbul [2.190#262] |
Explanations in French |
6 bulbul noir [2.191#314] |
Vocabulary |
7 Zoology: birds |
Synonyms | 8 horova, horovy, horovana, sokonina, sokoreva |
Scientific name |
|
Updated on 2020/07/31 |