|
|
|
|

Entry1  sokonina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno. [1.10#H.287]
Vocabulary  4  Zoology: birds
Synonyms  5  horova, horovy, horovana, sokoreva, tsikorovana
Scientific name 

Anagrams  7  nakosony, nasokony, nisokoan, nokinaso, nosinoka, sokonina

Updated on 2020/07/31