|
|
|
|

Entry (1/2)1  horovana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.10#H.287] [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno.
4  [1.1#445] Jereo tsikoROvana
Explanations in English  5  [2.190#262] Madagascar black bulbul
Explanations in French  6  [1.3#270] merle cendré de Madagascar, (Buffon). Hypsipetes madagascariensis, Muller.
7  [2.191#314] bulbul noir
Vocabulary  8  Zoology: birds
Synonyms  9  horova, horovy, sokonina, sokoreva, tsikoreva, tsikorovana
Scientific name 

Entry (2/2)11  horovana
Root  12  rova
Part of speech  13  morphological form of rovana

Anagrams  14  haranovo, horovana, novahora, vaoharon

Updated on 2020/07/31