Entry | ikalaadala > Ikaladala | |
Elementary words | Ikala ; adala | |
Part of speech | proverbial name | |
Explanations in Malagasy | [ Ikalaadala ] Afa-tsy ny fampiasana azy amin' ny olona simba saina dia ataon' ny vehivavy fanomezan-tsiny
ny tenany ity raha misy zava-dehibe hadinony na tsy vitany, ka mampalahelo azy na
mampanenina azy: Maty aho, fa adinon' ity Ikalaadala any anaty fiarakodia ny elo! Raha te-hampiasa ny mafimafy kokoa noho ny Ikalaadala izy dia ny Ikalatrotraka no ilazany ny tenany. [1.10] | |
Explanations in French | Cette imbécile [1.3] | |
Cette sotte [2.415] | ||
Examples | Tandremo anefa sao manao volin' Ikaladala, ka atao eo izao zavamaniry rehetra izao, hoy Ineny.
[2.332] | |
Proverbs | Proverbs containing the word Ikaladala | |