|
|
|
|

Entry (1/4)1  journal
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  diAry firaketana ny miseho isan-andro; fitanan-tsoratry ny varotra na ny fivoriana [1.17]

Entry (2/4)4  journal
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6  gaZEty [1.17]
Titles 

Entry (3/4)8  journal
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  taratasy milaza ny zavatra miseho isan' andro: Voici le journal de mon voyage (Inty ny taratasy milaza ny zavatra niseho isan' andro tamin' ny dia nalehako) [1.4]
11  diAry; taratasy milaza ny atao isan' andro; boky fanoratan' ny mpivarotra ny entana na vola miditra sy mivoaka isan' andro [1.9]
Titles 

Entry (4/4)14  journal
Part of speech  15  noun
Vocabulary  16  Economy: printing, drawing
Explanations in Malagasy  17  gaZEty. Tous les journaux en parlent (Milaza ihany avokoa ny gazety rehetra) [1.4]
18  gaZEty [1.9, 1.17]
Examples  19  Izao no teny nataon' ny Calcutta journal, gazety tao Morosy milaza izany. [2.649]
Morphology 
20  Simple :
Illustrations 
21 

Updated on 2023/10/23