|
|
|
|

Entry1  kelikely
Part of speech  2  adjective
Examples  3  [2.324] Nandroso kelikely izy, ka tonga tao amin'ny tsena eo ambany avaratr'i Vohitra
4  [2.470] Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny
5  [2.471] Nolazaiko azy fa nividy sambolay kelikely aho, ka eny ambony ranomasina ankehitriny no lapako
6  [2.472] Nandroso kelikely foana ny diany dia tonga ny ala
Root  7  kely
Derivatives 
8  Adjectives :
Compound words 

Updated on 2025/01/21