|
|
|
|

Entry1  kobaka am-bava
Part of speech  2  locution
Explanations in French  3  [1.3] paroles flatteuses, adulation
Examples  4  [2.298] Ary ny kabary sasany, dia zary kobaka am-bava na rendrarendra foana.
5  [2.470] Eny e, ny vola aman-karena tokoa no mahaolona, ary tsy lainga na kobaka am-bava fotsiny fa tena vonona ny hampiadana azy rehetra tokoa Ravokatra.
Elementary words  6  kobaka, vava
Compound words 

Updated on 2024/12/07