Entry |
kontinenta > kôntinanta
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [ kontinenta ] Tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasim-be: Misy dimy ny kontinenta, dia i Afrika, i Amerika, i Aostralia, i Azia ary i Eoropa [1.1]
|
| Velaran-tany midadasika ohatra: Afrika [1.13]
|
| Tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasimbe. Misy dimy ny kôntinanta eto amin'izao tontolo izao: Amerika, Eorôpa, Azia, Aostralia ary Afrika. [1.62]
|
Explanations in French | Continent [1.13]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Analogs |
unkLabel:madamala:
|
|