Entry | 1 kotaba |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Antsoantso mafy miharo dondòna sy paipaika ka mahatonga feo tsy ifandrenesana: Inona ihany izao kotaba be izao, rankizy? |
Explanations in English |
4 [1.7] disorder, noise |
Explanations in French |
5 [1.54] tapage 6 [1.8] tapage, désordre |
Vocabulary |
7 Sound |
Root | 8 taba |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 15 korataba |
Anagrams | 16 atobak, botaka, kotaba, taboka, tobaka |
Updated on 2025/03/30 |
![]() |