Entry (1/2) | 1 lafitany |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in French |
3 [1.66.fr#126] points cardinaux |
Examples |
4 [4.27#] Mahagaga araka izany ny mahamaivana ireo andalana mikasika ny faritra sy ny kaominina, izay andrin' ny fandaminana ny lafitany eo amin' ny fanjakana. |
Elementary words | 5 lafy, tany |
Hyponyms |
|
Entry (2/2) | 7 lafitany |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 [1.78] [Sihanaka]
hazo fisaka atao lafikin'ny rindrina mba tsy ho mora lany |
Anagrams | 10 fitanila, lafitany |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |