|
|
|
|

Entry1  laha-pahitra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1][lahapahitra] teny lava na kabary mirehidrehitra atao amin' izay hahafinaritra fotsiny
[lahapahitra] Lahateny mirindrarindra tsara nefa tsy dia misy hevitra mafonja firy fa toa atao amin' izay hahafinaritra fotsiny
4  [1.13] kabary mirehidrehitra tsy misy drafitra mazava ka lasa poakaty
Explanations in French  5  [1.13] vain discours
Elementary words  6  lahatra, fahitra

Updated on 2024/12/07