|
|
|
|

Entry1  lakan-drafitra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] lakana vita amin' ny hazo maro natambatambatra fa tsy amin' ny hazo iray noloahana
Explanations in French  4  [1.78] [Betsimisaraka] pirogue en planches
Examples  5  [2.285#137] lakan-drafitra very fivoy, anie aho, ry zareo
6  [2.508#14] Ary vao tamin' ny 1985 dia namakivaky ny Ranomasimbe Indiana ry Robert Hobson sy ny namany tamin' ny lakandrafitra tsotra nataony hoe Sarimanok.
Vocabulary  7  Navigation
Elementary words  8  lakana, rafitra

Updated on 2024/12/07