|
|
|
|

Entry (1/4)1  lemaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Marin-tampona: Tany lemaka [1.1]
Explanations in French  4  plat: Mahafinaritra io tany lemaka io (Cette plaine est magnifique) [1.3]
Examples  5  Be tany lemaka voavoatra ho tanimbary ilay izy. [2.472]
6  Ny akoran' ny mpiady nanehoeho eran' ny habakabaka sy ny tany lemaka. [2.587#]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Compound words 
Toponyms 

Entry (2/4)16  lemaka
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  Tany marin-toerana hatrany, zara raha misy ahitana lohasaha, ankandemponana: Ny lemak' i Marovoay [1.1]
19  velaran-tany mitovitovy tantana [1.13]
Explanations in English  20  flat land [1.7]
Explanations in French  21  terrain plat, plaine [1.3]
22  terrain plat [1.8]
23  plaine [1.13]
Examples  24  Saingy nahonena azy indray ny fandadiladin' ny lemaka tomandavana ivalamparan' i Mangoro, ka nirotsaka ny ranomasony: [2.5]
Vocabulary  25  Geography: (in general)
Morphology 
26  Simple :
27  Prefixed :
Analogs  28  tany marina, ankamarenana, ankapetrahana, maharemana, tamponketsa, dembademba, lembalemba, marin-tampona, deboka, komakoma, ankandemponana, lohasaha
Compound words 

Entry (3/4)31  lemaka
Part of speech  32  noun
Explanations in Malagasy  33  velatra voafaritra ny hitsy roa mifanapaka [1.13]
Explanations in French  34  plan [1.13]
Vocabulary  35  Mathematics: geometry
Compound words 

Entry (4/4)40  Lemaka
Elementary words  41  lemaka
Part of speech  42  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  43  Geography: towns

Anagrams  44  alemak, lamake, Lemaka, lemaka, malake

Updated on 2023/09/08