|
|
|
|

Entry1  mahery an-trano
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ilazana ireo lehilahy mpamono vady sy ireo be feo raha ao an-tranony fa tsy mahateny kosa raha eny ivelany
Elementary words  4  mahery, trano

Updated on 2024/12/07