Entry | 1 mamilafila |
Root | 2 filafila |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mamilafila tahaka izao ianao, fa rehefa tsy hanome dia milazà tsotra |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.5] promettre et se dédire 6 [1.3] tenir le bec dans l'eau |
Examples |
7 nahoana no miseho kely dia lasa ka mamilafila ny tia? [2.131] |
Morphology |
|
Synonyms | 11 mampifilafila, mampilafila |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mamilafila |
Anagrams | 13 amilafilam, mamalifaly, mamilafila |
Updated on 2023/01/20 |