Entry 1/2 |
mampilafila
(filafila)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mampilafila tahaka izao ianao, fa rehefa tsy hanome dia milazà tsotra [1.1]
|
Explanations in English | To give away a thing and then to retain it, to agree to a thing and to refuse immediately. [1.2]
|
Explanations in French | Tenir le bec dans l'eau, promettre et se dédire [1.3]
|
Morphology |
Present : |
mampilafila |
Past : |
nampilafila |
Future : |
hampilafila |
Imperative : |
mampilafilà |
|
Synonyms | ~ |
|
Entry 2/2 |
mampilafilà
(filafila)
|
Part of speech | imperative of active verb mampilafila
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|