|
|
|
|

Entry (1/2)1  mampifilafila
Root  2  filafila
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mampifilafila tahaka izao ianao, fa rehefa tsy hanome dia milazà tsotra [1.1]
Explanations in French  5  promettre et se dédire [1.5]
Examples  6  Nahoana no omaly mampitamby sy mampifilafila, ka anio ihany dia mifona sy milela-paladia? [1.282#]
7  Ka dia ny mihenjana amin' avona no lalàm-pitondrantena mety, hoy ny sasany, tsy mihontsona amin' izay satan' ny tany mampifilafila, miandry izay hitranga na inona na inona toa ny " vatolampy ampy handihizan' ny varatra. [2.296#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Synonyms  12  mamilafila, mampilafila

Entry (2/2)13  mampifilafilà
Root  14  filafila
Part of speech  15  imperative of active verb mampifilafila
Tables and plates  16  All the active imperatives

Anagrams  17  mampifilafila, mampifilafilà, mampifilafila, mampifilafilà

Updated on 2023/01/20