|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamony
Root  2  vony
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Vaky vony: Efa mamony sahady ity paiso ity [1.1]
Explanations in English  5  to blossom [1.7]
Explanations in French  6  fleurir [1.8, 1.96]
7  (de vony: fleur). Verbe: fleurir, voir les exceptions à mamonifanja. Dans le Betsileo, on dit mamilo et dans tout le Sud : mamelana. [Merina] [1.196]
8  [Sakalava]
9  [Tankarana]
10  [Betsimisaraka]
Examples  11  Voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana. [2.817#]
12  ny Kriptogama, na izay tsy mamony sy mamoa miharihary. [1.357#]
Vocabulary  13  Botany: (in general)
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
Compound words 

Entry (2/2)18  mamony
Root  19  voñy
Part of speech  20  active verb
Explanations in Malagasy  21  [mamoñy] manafina [Tambahoaka] [1.78]
22  manafina [Bezanozano] [1.78]
23  mampirina tsy ho hitan'olona, manitrika, manafina [Tanala] [1.78]

Anagrams  24  inomam, mamoin, mamony, namoim, nimamo, omanim

Updated on 2023/08/30