|
|
|
|

Entry1  mampamelovelo
Root  2  velovelo
Part of speech  3  active verb
Examples  4  Misy vetso misoko atopin' ny zava-boahary mampamelovelo ny fanahiny [2.529#9]
5  Hatramin' ny sakafo gasy anie no nampamelovelo ny fitiavan-tanindrazana! [2.356#160]
6  Hitako eran' ny trano ny mariky ny nandalovan' i Masy, ary mampamelovelo ahy izany [2.471#60]
Compound words 

Updated on 2024/12/22